-
Asan’ny Apostoly 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy ny Tompo: “Mitsangàna dia mankanesa any amin’ilay lalana atao hoe Imahitsy. Ary tadiavo ao an-tranon’i Jodasy ilay lehilahy atao hoe Saoly, avy any Tarsosy.+ Eo am-pivavahana mihitsy izy izao.
-