-
Hebreo 11:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Fantany mantsy fa vitan’Andriamanitra na dia ny manangana an’i Isaka amin’ny maty aza. Ary naverina taminy indray io zanany io na dia toy ny hoe efa maty aza, ka lasa misy heviny an’ohatra izany.+
-