FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho izany, dia homeko anjara miaraka amin’ny maro izy,

      Ka hifampizara babo miaraka amin’ny mahery.

      Fa nanome ny ainy izy ka maty mihitsy,+

      Ary natao ho anisan’ny mpandika lalàna.+

      Nitondra ny fahotan’ny olona maro koa izy,+

      Sady nanelanelana mba hahasoa an’ireo mpandika lalàna.+

  • Jaona 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Efesianina 2:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tena mamindra fo+ anefa Andriamanitra, ary noho ny fitiavana lehibe nasehony tamintsika+ 5 dia novelominy niaraka tamin’i Kristy isika, na dia maty noho ny helotsika aza.+—Hatsaram-panahy miavaka no namonjena anareo.—

  • 1 Petera 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara