FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 10:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Tsy azonareo an-tsaina mihitsy izany angatahinareo izany. Vitanareo ve ny hisotro amin’ilay kaopy isotroako, na ny hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy?”+ 39 Dia hoy ireo: “Vitanay izany ka!” Ary hoy i Jesosy tamin’ireo: “Hisotro amin’ilay kaopy isotroako ianareo, ary hatao batisa amin’ilay batisa anaovana batisa ahy.+

  • 1 Korintianina 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha tsy izany, dia inona no soa ho azon’ireo atao batisa mba ho faty?+ Raha tsy hatsangana mihitsy ny maty, nahoana no atao batisa koa izy ireo mba ho faty?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara