Hebreo 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa irahiny ho etỳ an-tany* indray anefa ny Lahimatoany,+ dia hoy izy: “Ary miankohofa eo anatrehany, ry anjelin’Andriamanitra rehetra.”
6 Rehefa irahiny ho etỳ an-tany* indray anefa ny Lahimatoany,+ dia hoy izy: “Ary miankohofa eo anatrehany, ry anjelin’Andriamanitra rehetra.”