-
Asan’ny Apostoly 26:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Izany fampanantenana izany koa no antenain’ny foko 12 eto amin’ny firenentsika. Manantena ny hahita ny fahatanterahan’izany izy ireo, ka miezaka mafy manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra andro aman’alina. Momba an’izany fanantenana izany no iampangan’ny Jiosy ahy,+ ry Mpanjaka ô!
-
-
Hebreo 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary tao amin’ilay fifanekena taloha, dia nisy lalàna momba ny fanompoana masina, sady nisy toerana masina+ tetỳ an-tany.
-