12 Tsy nanana an’i Kristy ianareo tamin’izany fotoana izany, sady tsy nifandray tamin’ny firenen’Israely ary tsy tafiditra tamin’ireo fifanekena momba ny fampanantenana.+ Tsy nanana fanantenana koa ianareo sady tsy nanana an’Andriamanitra, teo amin’izao tontolo izao.+