Romanina 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tena sahy i Isaia nilaza hoe: “Hitan’izay tsy nitady ahy aho,+ ary lasa fantatr’izay tsy niantso ahy.”+
20 Ary tena sahy i Isaia nilaza hoe: “Hitan’izay tsy nitady ahy aho,+ ary lasa fantatr’izay tsy niantso ahy.”+