Salamo 118:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny vato tsy tian’ny* mpanao tranoNo lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Matio 21:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+
42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+