-
Asan’ny Apostoly 21:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nanome voninahitra an’Andriamanitra izy ireo rehefa avy naheno an’izany. Hoy anefa izy ireo tamin’i Paoly: “Hitanao, ry rahalahy, fa an’arivony ny Jiosy lasa mpino, ary mafana fo be manaraka ny Lalàna izy rehetra.+
-
-
Galatianina 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tena mpanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy hiringiriny aho, mihoatra noho ny ankamaroan’ny olona nitovy taona tamiko teo amin’ny fireneko. Nafana fo be nanaraka ny fampianarana nolovako avy tamin’ny razambeko mantsy aho.+
-