1 Korintianina 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Korintianina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa satria izahay manana an’ilay finoana* mitovy amin’ilay voasoratra hoe: “Nino aho, ka niteny”,+ dia mino koa izahay ka miteny. Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+
13 Koa satria izahay manana an’ilay finoana* mitovy amin’ilay voasoratra hoe: “Nino aho, ka niteny”,+ dia mino koa izahay ka miteny.
15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+