FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 15:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa avy niady hevitra be izy ireo, dia nitsangana i Petera ka nilaza hoe: “Ry rahalahy, fantatrareo tsara fa efa hatrany am-piandohana Andriamanitra no nifidy ahy teo aminareo, mba ho amin’ny alalako no handrenesan’ny hafa firenena ny tenin’ny vaovao tsara, ka hinoany.+ 8 Ary Andriamanitra, izay mahalala ny fo,+ no nanome porofo hoe ankasitrahany izy ireo tamin’ny nanomezany azy ireo ny fanahy masina,+ hoatran’ny nataony tamintsika koa. 9 Ary nitovy ihany ny nitondrany antsika sy ry zareo,+ satria nodioviny koa ny fon’izy ireo noho ry zareo naneho finoana.+

  • Galatianina 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tsy misy intsony ny hoe Jiosy na Grika,+ na andevo na olona afaka,+ na lahy na vavy.+ Fa olona iray ihany ianareo rehetra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara