Salamo 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Efa nivoaka eran-tany anefa ny tenin’izy ireo,*Ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina* ny hafatra nentiny.+ Nanangana tranolay ho an’ny masoandro, eny amin’ny lanitra, Andriamanitra; Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Efa nivoaka eran-tany anefa ny tenin’izy ireo,*Ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina* ny hafatra nentiny.+ Nanangana tranolay ho an’ny masoandro, eny amin’ny lanitra, Andriamanitra; Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao