FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nirahin’i Jesosy izy 12 lahy, ka nomeny toromarika+ hoe: “Aza mankany amin’ny firenen-kafa, ary aza miditra ao amin’ny tanànan’ny Samaritanina mihitsy.+ 6 Any amin’ny ondry very eo amin’ny taranak’Israely ihany mandeha.+

  • Asan’ny Apostoly 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nitsangana anefa i Petera sy ny 11 Lahy.+ Dia niteny mafy tsara i Petera hoe: “Ry mponin’i Jodia sy ianareo rehetra mipetraka eto Jerosalema, fantaro izao ary henoy tsara ny teniko:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara