13 Ary aza atolotra hofehezin’ny ota intsony ny vatanareo mba tsy ho fitaovam-piadian’ny tsy fahamarinana. Fa atolory ho an’Andriamanitra kosa ny tenanareo, izay toy ny efa maty nefa efa velona izao. Atolory azy ny vatanareo mba ho fitaovam-piadian’ny fahamarinana.+