Matio 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 6:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Fa izao kosa no lazaiko aminareo mihaino ahy: Tiavo foana ny fahavalonareo, manaova soa foana amin’izay mankahala anareo,+ 28 irario soa foana izay manozona anareo, ary mivavaha foana ho an’izay manao tsinontsinona anareo.+
27 “Fa izao kosa no lazaiko aminareo mihaino ahy: Tiavo foana ny fahavalonareo, manaova soa foana amin’izay mankahala anareo,+ 28 irario soa foana izay manozona anareo, ary mivavaha foana ho an’izay manao tsinontsinona anareo.+