FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa rehefa misy manasa anao kosa, dia mandehana maka ny toerana aoriana indrindra. Amin’izay rehefa tonga ilay nanasa anao, dia hiteny aminao hoe: ‘Tsy aleo ianao, ry namana, mandroso etsy aloha kokoa?’ Dia hahazo voninahitra eo imason’ireo rehetra niara-nasaina taminao ianao.+

  • Lioka 22:24-26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nifamaly be koa anefa izy ireo hoe iza amin’izy ireo no noheverina ho lehibe indrindra.+ 25 Fa hoy izy tamin’izy ireo: “Manjakazaka amin’ny firenena entiny ny mpanjaka, ary antsoina hoe Mpanao Soa izay manana fahefana eo aminy.+ 26 Ianareo kosa tsy tokony ho hoatr’izany.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.

  • Jaona 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Filipianina 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara