1 Tesalonianina 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+ 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny. 1 Petera 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manambanimbany rehefa misy manambanimbany.+ Aleo kosa mirary soa,+ satria izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.
15 Tandremo sao misy mamaly ratsy ny ratsy,+ fa miezaha foana kosa hifanao soa sy hanao soa amin’ny olona rehetra.+
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
9 Aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manambanimbany rehefa misy manambanimbany.+ Aleo kosa mirary soa,+ satria izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.