Deoteronomia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa tena eo akaikinao, izany hoe eo am-bavanao sy ao am-ponao, ny teny+ mba harahinao.+ Ezekiela 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona foana izay olona manaraka an’izany.+ Jakoba 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona foana izay olona manaraka an’izany.+