-
Jaona 5:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Tsy mitsara na iza na iza ny Ray, fa nankininy tamin’ny Zanaka ny fitsarana rehetra.+
-
-
1 Petera 4:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mbola hanao ampamoaka an’ireny olona ireny anefa ilay vonona hitsara ny velona sy ny maty.+
-