-
Matio 23:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Maka ny toeran’i Mosesy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo. 3 Koa ataovy sy araho izay rehetra lazainy aminareo, nefa aza manao an’izay ataony, satria miteny izy nefa tsy ataony akory izay lazainy.+
-