Romanina 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ny lehilahy koa lasa tsy nanao ny fanao* voajanahary amin’ny vehivavy intsony. Lasa nahery loatra mantsy ny filana tao amin’izy samy lehilahy+ ka nanao zavatra mamoafady izy samy izy. Dia hiharan’ny sazy* sahaza azy izy ireny, noho ny fahadisoany.+
27 Ny lehilahy koa lasa tsy nanao ny fanao* voajanahary amin’ny vehivavy intsony. Lasa nahery loatra mantsy ny filana tao amin’izy samy lehilahy+ ka nanao zavatra mamoafady izy samy izy. Dia hiharan’ny sazy* sahaza azy izy ireny, noho ny fahadisoany.+