Romanina 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa raha velona isika, dia velona ho an’i Jehovah,*+ ary raha maty isika, dia maty ho an’i Jehovah.* Koa na velona isika na maty, dia an’i Jehovah.*+
8 Fa raha velona isika, dia velona ho an’i Jehovah,*+ ary raha maty isika, dia maty ho an’i Jehovah.* Koa na velona isika na maty, dia an’i Jehovah.*+