-
Asan’ny Apostoly 10:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Dia gaga ireo mpino* anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanahy masina, ilay fanomezana maimaim-poana.
-
-
Asan’ny Apostoly 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Henonay fa nisy taminay tonga tany, dia nilaza zavatra nampikorontan-tsaina anareo,+ ka nitady hanozongozona ny finoanareo. Tsy nasainay nanao an’izany anefa ry zareo.
-
-
Galatianina 5:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Izaho Paoly no milaza aminareo fa raha forana ianareo, dia tsy hahasoa anareo i Kristy na kely akory aza.+
-