Galatianina 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy ny hoe voafora na tsy voafora no zava-dehibe,+ fa ny hoe zavaboary vaovao.+ Kolosianina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Amin’izany dia tsy misy intsony ny hoe Grika na Jiosy, na voafora na tsy voafora, na hafa firenena, na Skytianina,* na andevo, na olona afaka. Fa i Kristy no zava-drehetra sady ao amin’ny olona rehetra.+
11 Amin’izany dia tsy misy intsony ny hoe Grika na Jiosy, na voafora na tsy voafora, na hafa firenena, na Skytianina,* na andevo, na olona afaka. Fa i Kristy no zava-drehetra sady ao amin’ny olona rehetra.+