-
Matio 19:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hoy ny mpianatra taminy: “Aleo tsy manambady raha izany no iainan’ny lehilahy manambady.” 11 Hoy anefa izy: “Tsy ny rehetra no afaka manao an’izao lazaiko izao, fa izay nahazo an’izany fanomezana izany ihany.+
-