-
Romanina 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fa maty i Kristy dia avy eo velona indray mba ho Tompon’ny maty sy ny velona.+
-
-
Kolosianina 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Efa azonareo daholo amin’ny alalany àry ny zavatra rehetra. Izy no lohan’ny fanjakana sy ny fahefana rehetra.+
-