-
2 Korintianina 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary tsy izany ihany, fa efa notendren’ireo fiangonana koa io rahalahy io mba hiaraka aminay hizara an’ilay fanomezana nomenareo tamim-pitiavana, ho voninahitry ny Tompo sy ho porofo hoe vonona hanampy izahay.
-