FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 2:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa raiso tsara izy, hoatran’ny fanaonareo rehefa mandray ny mpanara-dia ny Tompo, sady raiso amim-pifaliana be, ary tiavo sy hajao foana ny olona hoatr’azy.+ 30 Efa saika maty mantsy izy noho izy nanao ny asan’i Kristy,* ka nanao vivery ny ainy mba hanampiana ahy, satria ianareo tsy eto dia tsy afaka manampy ahy.+

  • 1 Tesalonianina 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Timoty 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana avo roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny firesahana ny tenin’Andriamanitra sy amin’ny fampianarana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara