-
Romanina 16:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Mampamangy any amin’i Priska sy Akoila,+ mpiara-miasa amiko amin’ny asan’i Kristy Jesosy.
-
-
Romanina 16:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mampamangy any amin’ilay fiangonana mivory ao an-tranon’izy mivady.+ Mampamangy any amin’i Epaineto malalako, ilay voaloham-bokatra tany Azia ho an’i Kristy.
-