Galatianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Toy ny hoe marary mihetsi-jaza hiteraka anareo indray aho, ry zanako malalako,+ ary ho toy izany foana mandra-panananareo ny toetran’i Kristy.* 1 Tesalonianina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fantatrareo tsara fa nampirisika sy nampionona ary nanoro hevitra anareo tsirairay foana izahay,+ hoatran’ny ataon’ny ray+ amin’ny zanany.
19 Toy ny hoe marary mihetsi-jaza hiteraka anareo indray aho, ry zanako malalako,+ ary ho toy izany foana mandra-panananareo ny toetran’i Kristy.*
11 Fantatrareo tsara fa nampirisika sy nampionona ary nanoro hevitra anareo tsirairay foana izahay,+ hoatran’ny ataon’ny ray+ amin’ny zanany.