2 Korintianina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izany no antony anoratako an’ireo zavatra ireo aminareo, dieny mbola tsy any aminareo aho. Amin’izay rehefa eo aho, dia tsy voatery ho hentitra be rehefa mampihatra ny fahefana nomen’ny Tompo ahy,+ ka hampahery* fa tsy hanasazy.*
10 Izany no antony anoratako an’ireo zavatra ireo aminareo, dieny mbola tsy any aminareo aho. Amin’izay rehefa eo aho, dia tsy voatery ho hentitra be rehefa mampihatra ny fahefana nomen’ny Tompo ahy,+ ka hampahery* fa tsy hanasazy.*