-
2 Korintianina 12:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Raha ny amiko, dia tena ho faly aho hanome izay rehetra ananako sy hanao sorona tanteraka ny fiainako ho anareo.+ Raha tena tia anareo hoatr’izany aho, dia tokony ho kely kokoa noho izany ve ny fitiavanareo ahy?
-