Eksodosy 34:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary hitan’ny Israelita fa nanjelanjelatra ny tarehin’i Mosesy. Dia nosaronan’i Mosesy lamba indray ny tarehiny, mandra-pandehany niditra hiresaka tamin’Andriamanitra.*+
35 Ary hitan’ny Israelita fa nanjelanjelatra ny tarehin’i Mosesy. Dia nosaronan’i Mosesy lamba indray ny tarehiny, mandra-pandehany niditra hiresaka tamin’Andriamanitra.*+