FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa aza avela hanjaka aminareo ny ota, satria tsy ambanin’ny lalàna ianareo+ fa nanehoana hatsaram-panahy miavaka.+

  • Romanina 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ilay fanahin’Andriamanitra miasa ao anatinareo dia tsy mahatonga anareo ho lasa andevo na hatahotra indray, fa mahatonga anareo hatsangana ho zanaka kosa. Noho io fanahy io àry, dia afaka miantso mafy isika hoe: “Aba,* Ray ô!”+

  • Galatianina 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa nafahan’i Kristy isika mba hanana an’izany fahafahana izany. Koa miorena tsara,+ ary aza manaiky hasiana zioga fanandevozana indray.+

  • Galatianina 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Efa nantsoina ho lasa olona afaka ianareo, ry rahalahy. Aza ampiasaina hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo+ anefa izany fahafahana izany, fa aleo ny fitiavana no hahatonga anareo hifanompo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara