-
1 Korintianina 15:50Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
50 Izao anefa no lazaiko, ry rahalahy: Tsy afaka mandova ny Fanjakan’Andriamanitra ny nofo aman-dra, ary izay mety lo tsy afaka mandova ny tsy mety lo.
-
-
Filipianina 3:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Olom-pirenen’ny+ lanitra+ anefa isika, ary tena miandry mafy an’ilay mpamonjy avy any, dia i Jesosy Kristy Tompo.+ 21 Izy no hanova an’ity vatantsika tsinontsinona ity mba ho lasa hoatran’ny* vatany be voninahitra.+ Ny heriny lehibe no hanaovany an’izany, dia ilay hery ampiasainy mba hahatonga ny zava-drehetra ho eo ambany fahefany.+
-