Galatianina 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Matoky aho fa hitovy hevitra amiko amin’izany ianareo izay tafaray amin’ny Tompo.+ Ilay manakorontana anareo anefa,+ na iza izy na iza, no hahazo ny fanamelohana mendrika azy.
10 Matoky aho fa hitovy hevitra amiko amin’izany ianareo izay tafaray amin’ny Tompo.+ Ilay manakorontana anareo anefa,+ na iza izy na iza, no hahazo ny fanamelohana mendrika azy.