FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 4:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Noho izany, dia nahazo an’ilay fampanantenana i Abrahama satria nanam-pinoana, ary hatsaram-panahy miavaka no nahazoany an’izany.+ Amin’izay dia azo antoka fa ho tanteraka amin’ny taranany rehetra ilay fampanantenana,+ tsy ho an’izay manaraka ny Lalàna ihany, fa ho an’izay mampiseho finoana hoatran’ny an’i Abrahama raintsika rehetra koa.+ 17 —Izao mantsy no voasoratra: “Notendreko ho rain’ny firenena maro ianao.”+— Natao teo imason’ilay Andriamanitra ninoany izany, dia Ilay mamelona ny maty ary milaza ny zavatra mbola tsy mitranga ho toy ny efa mitranga.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara