Habakoka 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Jereo ilay olona mirehareha!Tsy mba manao izay mahitsy izy. Ny olo-marina anefa ho velona satria tsy mivadika.*+ Romanina 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa aharihary amin’ny alalan’izy io hoe manao ny rariny Andriamanitra. Dia hitan’ireo manam-pinoana izany ka vao mainka mitombo ny finoany,+ araka ny voasoratra hoe: “Ny olo-marina anefa ho velona satria manam-pinoana.”+ Hebreo 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Jereo ilay olona mirehareha!Tsy mba manao izay mahitsy izy. Ny olo-marina anefa ho velona satria tsy mivadika.*+
17 Fa aharihary amin’ny alalan’izy io hoe manao ny rariny Andriamanitra. Dia hitan’ireo manam-pinoana izany ka vao mainka mitombo ny finoany,+ araka ny voasoratra hoe: “Ny olo-marina anefa ho velona satria manam-pinoana.”+