23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina amin’iny andro iny ihany. Voaozon’Andriamanitra mantsy izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Tsy tokony holotoinao ny taninao, izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+