Eksodosy 12:40, 41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nivahiny tany an-tanin’olona nandritra ny 430 taona+ ny Israelita, izay nipetraka tany Ejipta.+ 41 Tamin’ilay andro nifaranan’ny 430 taona mihitsy no nivoaka avy tany Ejipta ny vahoakan’i* Jehovah rehetra.
40 Nivahiny tany an-tanin’olona nandritra ny 430 taona+ ny Israelita, izay nipetraka tany Ejipta.+ 41 Tamin’ilay andro nifaranan’ny 430 taona mihitsy no nivoaka avy tany Ejipta ny vahoakan’i* Jehovah rehetra.