Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany koa izay rehetra mino.+ Tsy afaka nanambara anareo ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra mantsy ny Lalàn’i Mosesy.+ Romanina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Iza no hiampanga an’izay voafidin’Andriamanitra?+ Fa Andriamanitra no manambara azy ireo hoe marina.+
39 Ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany koa izay rehetra mino.+ Tsy afaka nanambara anareo ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra mantsy ny Lalàn’i Mosesy.+
33 Iza no hiampanga an’izay voafidin’Andriamanitra?+ Fa Andriamanitra no manambara azy ireo hoe marina.+