7 Ary tsy hoe zanaka daholo izy ireo satria hoe taranak’i Abrahama.+ Voasoratra anefa hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+ 8 Izany hoe, tsy ny zanaka araka ny nofo no tena zanak’Andriamanitra,+ fa ny zanaky ny fampanantenana+ no ekena hoe taranaka.