Asan’ny Apostoly 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tesalonianina 4:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ataovy tanjona ny ho tia filaminana,+ sy tsy hidikiditra amin’ny fiainan’olona,+ ary hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny efa natoronay anareo. 12 Amin’izay ianareo hitondra tena tsara eo imason’ny olona eny ivelany,+ ary tsy hisy hahory anareo.
11 Ataovy tanjona ny ho tia filaminana,+ sy tsy hidikiditra amin’ny fiainan’olona,+ ary hiasa amin’ny tananareo,+ araka ny efa natoronay anareo. 12 Amin’izay ianareo hitondra tena tsara eo imason’ny olona eny ivelany,+ ary tsy hisy hahory anareo.