Romanina 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Efa ho lasa ny alina, ka efa ho maraina ny andro. Andao àry isika hiala amin’ny* zava-dratsy fanaon’olona ao amin’ny maizina,+ ka hampiasa* ny fitaovam-piadian’ny mazava.+
12 Efa ho lasa ny alina, ka efa ho maraina ny andro. Andao àry isika hiala amin’ny* zava-dratsy fanaon’olona ao amin’ny maizina,+ ka hampiasa* ny fitaovam-piadian’ny mazava.+