Isaia 59:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nanaovany hoatran’ny akanjo mifono vy ny fahamarinana,Ary nataony teo amin’ny lohany ny fiarovan-doha, izany hoe ny famonjena.*+ Notafiny koa ny valifaty,+Ary nanaovany hoatran’ny akanjo* ny zotom-po. 1 Tesalonianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
17 Dia nanaovany hoatran’ny akanjo mifono vy ny fahamarinana,Ary nataony teo amin’ny lohany ny fiarovan-doha, izany hoe ny famonjena.*+ Notafiny koa ny valifaty,+Ary nanaovany hoatran’ny akanjo* ny zotom-po.