-
2 Timoty 4:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 I Tykiko+ kosa nirahiko ho any Efesosy.
-
-
Titosy 3:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa irahiko ho any aminao i Artema na i Tykiko,+ dia ataovy izay rehetra azonao atao mba hahatongavana any amiko any Nikopolia, fa nanapa-kevitra ny hijanona any mandritra ny ririnina aho.
-