26 Inona àry no tokony hatao, ry rahalahy? Rehefa mivory ianareo, dia misy mihira fiderana, misy mampianatra, misy milaza ny zavatra naharihary taminy, misy miteny amin’ny fiteny samihafa, ary misy mandika teny.+ Ataovy mba hampaherezana ny zava-drehetra.