1 Korintianina 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Vatan’i Kristy+ ianareo, ary rantsambatana+ ny tsirairay aminareo.