FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 1:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha mbola nibanjina ny lanitra teo izy ireo, tamin’ilay Jesosy lasa iny, dia nisy roa lahy niakanjo fotsy+ nijoro tampoka teo akaikin’izy ireo, 11 ary niteny hoe: “Ry lehilahy galilianina, nahoana ianareo no mijoro eto mijery ny lanitra? Iny Jesosy izay efa teo aminareo sy nakarina ho any an-danitra iny, dia ho avy indray, ka hoatran’iny fomba nahitanareo azy niakatra tany an-danitra iny ihany no hiverenany.”

  • Titosy 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Miandry an’ilay zavatra mahafaly antenaintsika koa isika,+ sady miandry ny fisehoana be voninahitr’ilay Andriamanitra tena miavaka sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara